Isambilo's Blog











{janvier 29, 2010}   NY FAHATANORANA

Ilay lalana tsara sy mamy indrindra amin’ny fiainana.Eo indrindra isika zatovo no tokony mankafy sy mahay mandanjalanja ny fiainana sy ny zavatra raisitsika mandritra ny lalana lalovatsika.
Ny ara-pitiavana:
Izany no tiako hifampizarana aminao satria matetika dia eo fona mantsy no mitranga ny olana ka noho izany dia mila fitandremana sy fandraisana andraika matotra eo amin’ny tsirairay mba ahafahana miatrika sy manohatra ny zavatra mety hiseho amin’ny hoavy(ohatra: olana, aventure sns……)
Toro-hevitra ary e:
mahaiza tsika misafidy ny olona iarahana mety amitsika,rehefa izany dia kolokoloy tsara ny fitiavana,hajao ny olo-tinao, manana fahatokisana azy,ampahafataro azy amin’ny fomba maro samy hafa ny fanaporofona fitiavana.
Dia aoka ny safidy ny fo no tena omena lanja lehibe indrindra.



Répondre

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Twitter picture

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

et caetera
Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.